Taranak'Itompokolahy RAMAHAVALISOA Télesphore
Bienvenue sur notre site - Miarahaba anao mitsidika anay eto amin'ity sehatra ity ny Mpianakavy !
Natokana indrindra hifaneraseran'ny Terak'Itompokolahy RAMAHAVALISOA rehetra maneran-tany ity sehatra ity, kanefa ahazoana ihany koa mifandray amin'ireo ankolafin-kavana hafa, ho fameloma-maso ny Fihavanana malagasy nolalain'ireo Razana teo aloha.
Ireo Tetezamita isan-dreniny manana andraikitra amin'ny fampitam-baovao sy ny fanomezana aina ny tranonkala dia miditra eto amin'ny "Zone Administration" mba hanatanterahana izany, miaraka amin'ny "Codes d'accès".
Azonao atao sahady koa ny mijery ny Tetiaran'ny Fianakaviana, mba ahafantarana an'io Ray aman-dreny io. Zanak'i Dr Rafaralahy RANDRIAMPARANY izy, izay anisan'ny nateraky ny Prime Minister RAINILAIARIVONY sy RALIZAH; ity farany moa dia zandry manarakaraka an-dRAINANDRIANTSILAVO, izay Ray niteraka an'ny Olontsambatra Victoire RASOAMANARIVO.
Accès réservé à notre site "fr.viafamilia" aux Membres munis des codes d'accès". Ireo Mpitantana ny BIRAO'ny Fianakaviana.
Ny Biraon''ny Fianakaviana dia mirary anao hahita fahafahampo eto amin'ity sehatra ity:
FIFANKATIAVANA - FIFANAMPIANA - FAHOMBIAZANA
Sambatra ny mahantra am-panahy fa azy ny fanjakan'ny lanitra... Sambatra ny tia fihavanana fa hantsoina hoe zanak'Andriamanitra izy! (Mt 5, 3,9)
Webmaster: Moïse Ramilamintsoa
|
|
|
|
|
|
|
|
Créer un site gratuit avec e-monsite.com - Signaler un contenu illicite.