Livre d'or

1 message(s) dans le livre d'or

Alain sy Rose Le jeudi, 14 février 2008

Mitsidika ny isan-tokantrano amin'ny alalan'ity mail ity ary mirary fahasalamana ho an'ny rehetra .
Faly tokoa izahay amin'ity "site" ity . Koa miarahaba ny fanokana azy , miarahaba ihany koa ny Birao ary mirary fahombiazana ho azy ireo . Ity "site" ity no afahantsika mifanome vaovao isan'andro ary tsy misy tsara toy ny sary ...koa ireny misy vitsivitsy nampidirinay ary manantena koa ny ahita ny sarin'ny havana rehetra atsy ho atsy .
Manoroka ny tsirayray avy izahay

Écrire un message sur le livre d'or

En cochant cette case, j'accepte que les données soumises par ce formulaire soient utilisées pour un affichage sur le site et traitées en accord avec notre politique de confidentialité.
 

Créer un site internet avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site