Taranak'Itompokolahy RAMAHAVALISOA Télesphore
TARANAK'ITOMPOKOLAHY RAINIZAFIMANGA
Miarahaba anareo amin'ny alalan'ity taratasy ity. Fifaliana ho an'ny Birao ny manasa anareo Havana rehetra ho tonga ao amin'ny Domaine Manerinerina [KARIBOTEL]. ho fiarahabana tratry ny taona sady fanaovana "levée de fonds" amin'ny ny ALAHADY 31 Janvier 2010 amin'ny 12 Ora antoandro.
Tsara ho tsiahivina fa anjaran'ny Terak'Itplahy Ranaivo Rainizafimanga no mitantana ny Fikambanana amin'ny alalan'i Président Patrick RAKOTOARISON, ary mifarana amin'ity taona ity izany anjara izany.
Koa manantena antsika mianakavy ho tonga maro. Aoka hifampilaza!
Ny Birao